Quoi
image
  • imageFast-food
  • imageHôtels
  • imagePiscines & Parcs
  • imageRestaurant & Bar
image
image
Alavitry ny rotoroton’ny andavan’andro 🍃
Tanàna Patrakala
📍 Ambatolampy Tsimahafotsy
🍀 Ho an’izay mpankafy “pique-nique”, ampatsiahivina fa afaka hitondràna sakafo sy zava-pisotro ny tanàna. Afaka mividy ato aminay ihany koa anefa ianareo raha tsy tafakarakara na mba tsy te hisahirana
🍀 Ho an’izay mikasa ny hanomana fihaonana; fivoriana na fiaraha-misakafo ho an’olona maro, vonona ny handray anareo izahay.
🍀 Ny « lieu abrité » dia mahazaka hatramin’ny olona 200. Ankoatran’ilay vidim-pidirana 3.000 Ar isan’olona dia andoavana hofany tokana 10.000 Ar io toerana iray io.
🍀 Marihina fa ilaina ny manao famandrihana

Notez et donnez votre avis

Votre note /5

Choisir

140 caractères minimums recommandés.

image

Voir tous les horaires
  • Lundi09:00 - 17:00
  • Mardi09:00 - 17:00
  • Mercredi09:00 - 17:00
  • Jeudi09:00 - 17:00
  • Vendredi09:00 - 17:00
  • Samedi09:00 - 17:00
  • Dimanche09:00 - 17:00
building Ce bon plan vous appartient ? Réclamez-le ! Réclamez-le !

imageYour request has been submitted successfully.

INFORMATIONS

  • Adresse complète:Ambatolampy Tsimahafotsy, Antananarivo, Madagascar
  • Mail:etspatrakala@yahoo.fr
    image

    Doublon détecté