Ho an’izay mpankafy “pique-nique”, ampatsiahivina fa afaka hitondràna sakafo sy zava-pisotro ny tanàna. Afaka mividy ato aminay ihany koa anefa ianareo raha tsy tafakarakara na mba tsy te hisahirana
Ho an’izay mikasa ny hanomana fihaonana; fivoriana na fiaraha-misakafo ho an’olona maro, vonona ny handray anareo izahay.
Ny « lieu abrité » dia mahazaka hatramin’ny olona 200. Ankoatran’ilay vidim-pidirana 3.000 Ar isan’olona dia andoavana hofany tokana 10.000 Ar io toerana iray io.